• Alatsinainy 04 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Bekilojy-Betroka Dahalo 2 maty, basy 2 tratra

Dahalo miisa 3, mpiray tsikombakomba 2 (mpimasy ny iray) ary mpamatsy fitaovam-piadiana sady mpanadio omby halatra na ilay antsoina hoe dahalo ambony latabatra iray no voasambotry ny zandarimariam-pirenena ao Betroka noho ny asan-dahalo niseho ny 22 novambra 2017 tao Bekijoly,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Trafikana taolam-paty Olona 6 voasambotra teny Soavina

Efa-dahy sy roa vavy no voasambotry ny polisy avy ao amin'ny Commissariat Central Tanjombato teny Soavina Atsimondrano ny sabotsy 2 desambra 2017 teo, tokony ho tamin'ny 2 ora sy sasany hariva niaraka tamin'ny taolam-paty miisa 250 izay milanja 35 kilao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Antsirabe renivohitra Sesilany ny vaky trano isak'alina

Vao manomboka ny orana dia sesilany ny vaky trano sy fanafihana mitam-basy ao an-drenivohitra Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Paikady vaovaon’ny zandarimariam-pirenena Tratra ny tanjona tany Vatovavy Fitovivany

Nidina ifotony tany amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena, izay notarihan’ny jeneraly Tsirivelo Nicolas,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Tratra i Zaka lava jiolahy raindahiny Mitaky fitsaram-bahoaka ireo nanaovany asa ratsy

Fanafihana ny lehiben’ny faritra teo aloha Ranaivonirina Jean Yves no nahafantarana an’i Zaka lava. Mpikambana amin’ny tambajotra jiolahy mahery vaika ao Ambatondrazaka ny lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Fitsaram-bahoaka tany Tsaratanana 100 lahy nanafika tobin’ny zandary

Tovovavy iray 18 taona antsoina hoe Soanarivo monina ao Ambodivala, fokontany Manakana, kaominina Tsaratanàna no nisy namono ny alahady 19 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT