• Alakamisy 14 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Vaky ny fonjan’Ikongo Gadra 120 tafatsoaka

Korontana tsy nifankahitana ny tany Ikongo omaly. Nandritra izany no nahavaky ny fonja any an-toerana, izay misy gadra manodidina ny 120 eo ho eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Ady amin’ny asan-dahalo any DIANA sy SAVA Napetraka ny « Kalony »

Tany amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana sy Vatovavy Fitovinany no niantombohan’ny fidinana ifotony notanterahan’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny zandarimaria hanara-maso akaiky ny fampiharana ny paik’ady sy baiko nomen’ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Gadra 5 nandositra teny Tsiafahy Iray no voasambotra hatreto

Maro ireo lafin-javatra mahakasika ny fitsarana eto amintsika mampametra-panontaniana ny mpanara-baovao ny amin’izay ho tohiny toy ny raharaha Claudine Razaimamonjy, ny endrika tsy fifankahazoana teo amin’ny fitsarana sy ny zandarimariam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Talen-tsekoly voatifitry ny dahalo Tavela ao amin’ny tendany ny bala

Naratra mafy vokatry ny tifitra nataon’ny dahalo azy ny 15 novambra, tokony ho tamin’ny 8 ora alina Randriamanampisoa Olivier, talen’ny EPP Mandrosoarivo, ZAP Kiranomena ao amin’io kaominina io ihany, ary ao anatin’ny DREN Fenoarivobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Ady amin’ny tsy fandriampahelamana Nifanao velirano ny vahoakan’i Mampikony sy ny zandary

Tao amin’ny distrikan’i Mampikony ireo iraka manokana nalefan’ny zandarimariam-pirenena hijery ifotony ny fampiharana ireo totomarika sy baiko nomen’ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena hametrahana ny fandriampahalemana manerana ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Fampitaovana ny zandarimaria Manampy hatrany ny Frantsay

Natolotra teny amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary omaly ireo fitaovana hoenti-mampianatra an’ny sekolim-pirenena

Hamaky ny tohiny
FTT