- Sabotsy 25 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Alaotra Mangoro Goragora ny fandriampahalemana
Olona iray namoy ny ainy, iray hafa naratra mafy. Io no vokatry ny fanafihan-jiolahy tamin’ny toeram-pivarotana iray ao Ambatondrazaka ny alin’ny alarobia 22 novambra hifoha ny alakamisy 23 novambra tokony tamin’ny 1 ora maraina.
Hamaky ny tohiny
