- Alakamisy 16 Novambra 2017
Fandriampahalemana.Dahalo nifanafika 3 no maty rotiky ny bala
Tsy nisy alaharo fa tifitra variraraka no nahazo ny taksibrosy iray tao amin’ny kaominina Isandra distrikan’Ikalamavony ny talata lasa teo. Dahalo mirongo fitaovam-piadiana no nitifitra.
Hamaky ny tohiny
