• Talata 12 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Ambatondrazaka Rakotra asan-jiolahy ny tanàna

Rakotry ny fanafihan-jiolahy ny tanànan’Ambatondrazaka ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Distrikan’Ikongo Hanjakan’ny fitsaram-bahoaka

Trangana fitsaram-bahoaka miisa 5 tao anatin’ny 3 volana no niseho tao amin’ny distrikan’Ikongo, hoy ny depiote voafidy tany an-toerana, Brunel Razafitsiandraofa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Tojo fisavan’ny zandary Navelan’ireo jiolahy ny sakaosy feno basy

Lehilahy telo no nandositra avy hatrany rehefa nifanena tamin’ny zandary avy ao amin’ny borigady Kianjandrakefona nanao fisafoana tao amin’ny tsenan’ny Fokontany Manaritsoa, Kaominina Mahasoa, distrikan’ Ambositra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Fitsirihana ireo tontakely mpanakorontana Hampiasa fitaovana harifomba ny CUA

. Naseho tamin’ny haino aman-jery tetsy amin’ny lapan’ny tanàna ireo fitaovana fitsirihana ireo tontakely, toy ny kamera fanaraha-maso izay mahita hatramin’ny zava-mitranga eny amin’ny 500 metatra sy ny “Talkie walkie”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Fanendahana teny Ivandry Nodimandry ilay tovovavy voatsatok’antsy

Nodimandry ny talata 5 desambra teo i Fy Safidinandrianina na Fiderana mpianatry ny anjerimanontolon’Antananarivo naratra mafy nandritra ny fanendahana sy tsindron’antsy nahazo azy teny Ivandry ny zoma 1 desambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Halatra lavanila maitso any Sambirano Voavidin’ireo olon-dratsy ny manampahefana

Miantso vonjy amin’ny fanjakana isan’ambaratongany hatramin’ny filoham-pirenena ny mpamboly lavanila any amin’ny faritr’i Sambirano noho ny firongatry ny halatra lavanila maitso eny ifotony.

Hamaky ny tohiny
FTT