- Alatsinainy 18 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Behoririka Mirongatra ny fanatahana paoketra
Aleo mailomailo ihany rehefa eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fety izao satria mba mifangaro amin’ny besinimaro eny ihany koa ary tena tsy ampoizina ny mpanao sintomahery sy mpangarompasoy ary mpanataka poketra.
Hamaky ny tohiny