Fandriampahalemana

Tsy fandriampahalemana Mirongatra be, hoy ny Seces


  • Alatsinainy 19 Febroary 2018

Tafahoatra ny tsy fandriampahalemana amin’ny lafiny rehetra eto amin’ny firenena, raha ny fanambarana nataon’ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sampana Antananarivo taorian’ny fidinana ifotony nataon’izy ireo amin’ny maha vato nasondrotry ny tany azy.

 
Ny fanararaotam-pahefana, ny fakana an-kolaka sy mivantana an-keriny tanin’olona, ny kolikoly, ny tsy fahamarinan’ny fitsarana sy ny maro hafa. Tany manankarena sy manana mponina vonon-kampandroso ny fireneny i Madagasikara, raha tsy hiresaka afa-tsy ny faritra mivelona amin’ny voly fanondrana, toy ny Kakao, Lavanila, ny Jirofo, ny Lodsia ary singanina amin’izany ny faritr’i SAVA, DIANA, Analanjirofo ary Atsimo Atsinanana izay nahazoanay fanasana, hoy izy ireo. Velon-taraina ireo mponina, hoy ny Seces ary atahorana mafy ny hisian’ny fitsaram-bahoaka raha tsy mandray ny andraikiny ireo tompon’andraikitra tandrify.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT