- Alarobia 20 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Manjakaray Nitifitra ny jiolahy dia nitsoaka
Nirefodrefotra ny basy ary raim-pianakaviana 1 no nokendrena notifirina, raha ny nambaran’ireo nanatri-maso. Voa teo amin’ny tongony izy. Lonilony sa sotasota tsotra izao ? Nisavoritaka tetsy Manjakaray an-tampon-tanàna, tokony ho tamin’ny 9 ora latsaka fahefany alin’ny alatsinainy teo.
Hamaky ny tohiny