- Sabotsy 23 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Polisim-pirenena Miampy 745 ireo amperinasa
Tontosa omaly ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo polisy vaovao niisa 745 mianadahy, tao amin’ny Sekolim-pirenen’ny polisy tao Antsirabe.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly ny famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo polisy vaovao niisa 745 mianadahy, tao amin’ny Sekolim-pirenen’ny polisy tao Antsirabe.
Hamaky ny tohinyNitrangana fakana an-keriny teny Ankorondrano, hiditra ny cité Firaisana omaly.
Hamaky ny tohinyNikoropaka ny mponina tao Tsararivotra – Sambava omaly raha nahita olona voarohirohy ho mpanamboatra sy mpivarotra basy nefa miriaria eny amin’ny fiarahamonina sahady.
Hamaky ny tohinyMirongatra ny asan-jiolahy any Toamasina, indrindra ny fanendahana an-dalambe sy ny vaky trano ary ny fanafihana mitam-piadiana. Ny alin’ny talata nifoha ny omaly alarobia, tao Morarano Toamasina dia notafihin’ny jiolahy ny tranon’ny lehiben’ny arofenitry ny Faritra Atsinanana sady anisan’ny oloben’ny HVM ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyMaro ny tantsaha mpiompy sy mpamboly no mitaintain-dava sy mbola miafina any anaty ala noho ny tahotra ny asan-jiolahy na fanafihan-dahalo.
Hamaky ny tohinyMiseho ny efa nampoizina momba ireny fikambanana milaza ho miady amin’ny dahalo ireny any Vakinankaratra.
Hamaky ny tohiny