• Zoma 29 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Amboavahy-Ambohimanarina Mpanendaka noraisim-potsiny

Lehilahy iray, 31 taona monina eny Amboavahy Ambohimanarina no voasambotry ny polisy avy ao amin'ny Boriborintany fahatelo eny Antaninandro teny an-tranony, ny alarobia teo, noho ny resaka fanendahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Mpitsabo naratra notafihan'ny dahalo Nalaina helikoptera hanavotana ny ainy

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana, indrindra amin’izao faramparan’ny taona izao. Tsy an-tanàn-dehibe tsy ambanivolo fa dia ahenoana tranga fanafihan-dahalo mila ho isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Mpandraharaha saika nisy nanafika Voafandrika ireo jiolahy

Tambajotran-jiolahy hanomana fanafihana mitam-piadiana no voasambotry ny polisy misahana ny heloka bevava etsy Anosy, sakelika voalohany, ny sabotsy 23 desambra teo teny Tanjombato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Bejofo-Ambatondrazaka Rangahy avy namonjy sasak’alina, maty voafira antsy

Hivavaka, hitsena ny Mpamonjy no nivoahana ny trano, fahafatesana no nitsena. Nidiram-pahoriana tampoka ny fianakaviana iray ao Bejofo, Distrikan’Ambatondrazaka ny alin’ny 24 desambra teo. Namonjy Fiangonana nankalaza ny fahaterahan’ny mpamonjy izy mianakavy kely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Votsotra i Nathan Andriantsitohaina Fantatra ireo mpanao kidnapping

Navotsotr’ireo mpaka an-keriny ny alin’ny alahady 24 desambra i Nathan Andriantsitohaina rehefa notazomin’izy ireo nandritra ny roa andro teo am-pelatanany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Desambra 2017
Fandriampahalemana.Andranobevava Tovolahy Malagasy nisy naka an-keriny

Nitrangana fakana an-keriny indray omaly zoma 22 desambra. Tovolahy teratany Malagasy fantatra amin’ny anarana Nathan Andriantsitohaina, zanaka mpandraharaha, no lasibatra.

Hamaky ny tohiny
FTT