Fandriampahalemana

Tsy fandriampahalemana mirongatra Lojikan’ny tany misavorovoro


  • Zoma 27 Jolay 2018

Rehefa misy savorovoro eo amin’ny firenena iray dia mirongatra ho azy ny tsy fandriampahalemana.

Efa nitranga foana izany tao anaty fifandimbiasan-drepoblika teto amin’ny firenena izay nelanelanina tetezamita vitsivitsy. Tsaroantsika, ohatra, ireny nitranga ny taona 2009 ireny. Teo ny resaka Remenabila fa nanomboka teo koa ny resaka fakana an-keriny efa hila tsy ho voaisa intsony. Tsy mahagaga raha tsy mety tafarina hatramin’izao ny firenena satria toa zary lasa kolontsaina mihitsy teo ilay mandroba. Na ilay fahatsapana ho olompirenena tompon’andraikitra aza very fa zary fatra-panakiana ny mpitondra sy mpanapa-kevitra isak’izay mihetsika ny rehetra. Ireo tsikeraina rahateo moa tsy mety hita taratra hatramin’izao ny ezaka ataony. Na aiza na aiza firenena dia hita ho lojikan’ny tany misavorovoro foana anefa izay firongatana tsy fahandriampahalemana izay.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT