- Talata 09 Janoary 2018
Fandriampahalemana.Toamasina Tra-boina ny mpitandro filaminana sy ny fitsarana
Ao anatin’ny lisitry ny tra-boina ihany koa taorian’ny rivo-doza “AVA” ny mpitandro ny filaminana, ahitana ny zandary sy ny miaramila ary ny polisy; isan’izany koa ny fitsarana manana sampana telo ao Toamasina.
Hamaky ny tohiny