- Talata 23 Janoary 2018
Fandriampahalemana.Mirongatra ny asan-jiolahy Maivana ny sazy, malalaka ny fivoahana ?
Mampiteny ny moana ity tsy fandriampahalemana andro aman’alina eto amin’ny firenena ity.
Hamaky ny tohinyMampiteny ny moana ity tsy fandriampahalemana andro aman’alina eto amin’ny firenena ity.
Hamaky ny tohinyRehefa atao ny kajikajy dia gadra mihoatry ny 130 no tafatsoaka ny fonjan’Ambatondrazaka (11), Tsiafahy(5), Antanimora(1), Ikongo (120) nanomboka ny faramparan’ny taona 2017 hatramin’izao,
Hamaky ny tohinySesilany tato ho ato ny firongatry ny fakana an-keriny. Teratany karana iray indray no lasibatra. Iza no tena ao ambadiky ity resaka fakana an-keriny ity ? Valifaty ve sa mety ho famotsiam-bola ?
Hamaky ny tohinyNitrangana fakana an-keriny na “Kidnapping” indray teny Antanimena manoloana ny Villa Pradon omaly takariva tokony ho tamin’ny 6ora sy sasany.
Hamaky ny tohinyFotoana mampitaraina ny maro tsy hanana vola ny volana janoary tahaka izao taorian’ny nankalazana ny fetin’ny krismasy sy ny faran’ny taona.
Hamaky ny tohinyNahitana fahombiazana ny asan’ny zandary raha ny 3 volana farany tamin’ny taom-piasana 2017 no tombanana, araka ny tatitra nentin’ny lehiben’ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Vakinankaratra, ny Kolonely Rasamboson.
Hamaky ny tohiny