- Alarobia 29 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Andohatapenaka Voasambotra ilay mpangalatra gisa sy ny mpividy azy
Naharay fitoriana ny polisy avy ao amin'ny boriborintany fahafito etsy amin’ny 67ha
Hamaky ny tohinyNaharay fitoriana ny polisy avy ao amin'ny boriborintany fahafito etsy amin’ny 67ha
Hamaky ny tohinyNanao fampahafantarana sy fanairana tamin’ny tambazotra serasera ny CFOIM (Collectif Français d'Origine Indienne de Madagascar) fa nisy naka an-keriny tetsy Ambatobe Panoramique i Anil Karim,
Hamaky ny tohinyMirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’ny distrikan’i Morombe. Rasazy na mpampivelona iray no nisy nitifitra teo amin’ny tarehiny ny sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 07 ora sy sasany hariva tao amin’ny hopitaly Ambahikily.
Hamaky ny tohinyOmaly tamin’ny 2ora maraina no nisy jiolahy tonga hangalatra ny kisoa tao amin’ny Lehiben’ny Fari-piadidiam-pampianarana na ny Chef ZAP tao Beloha-Sur-Mer.
Hamaky ny tohinyRamatoa 44 taona no voasambotry ny polisy ao Toliara ny alakamisy 23 aprily lasa teo noho ny fitazomana rongony.
Hamaky ny tohinyOlona 06 no voasambotry ny polisy miasa ao amin'ny CSP1 Analakely ny Alahady 23 Aprily lasa teo noho ny resaka sinto-mahery .
Hamaky ny tohiny