• Alatsinainy 04 Mey 2020
Fandriampahalemana.ISOTRY Lehilahy 3 tratra avy namaky trano

Lehilahy telo no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP4 Isotry sy ny voamieran’ny Fandriam-pahalemana omaly alahady fa 03 may 2020 teny amin’ny faritr’i Manarintsoa iny rehefa avy namaky trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Fandriampahalemana.CENAM Mody mivarotra ireo mpanendaka

Tsy kely lalana ny ratsy. Mody manao andiany mivarotra ireny fitaovana momba ny kojakojam-piarakodia toy ny fonona familiana,housse sns... irony izy ireo ary manao andiany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Fandriampahalemana.Raharaha “kidnapping” 200 tapitrisa Ar ho an’izay mahita an’i Lama

Nanatontosa valan-dresaka momaba ilay fakana an-keriny an’I Anil Karim mpandraharaha karana mpamongady fanafody niseho ny 27 aprily 2020 teo teny Ambatobe ny Jeneraly Njatoarisoa Andrianjanaka Kaomandin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Vono olona tany Belo Tsiribihiana Lehilahy iray no voasambotra

Lehilahy iray no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSPD Belo/Tsiribihina noho ny fandraisany anjara tamina vono olona izay nitranga ny alakamisy faha 23 aprily lasa teo ka nahafatesana lehilahy iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Lehilahy tsy fanta-pihaviana Novonoina tamin’ny fomba feno habibiana

Lehilahy iray sahabo ho 40 taona, no hita faty tao amina toeram-panjonoana iray eny an-tsaha na labadin-dRamalagasy, 1 kilometatra miala avy eo Bealanana tampon-tanana, amin’ny lalana mankany Ambatoriha, ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Sambava Mpamboly lavanila iray nisy namono

Mpamboly lavanila iray monina ao amin'ny Fokontany Ambolomadinika, kaominina Nosiarina any amin’ny distrikan’i Sambava no nisy namono tamin’ny fomba mahatsiravina ny alahady lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT