• Sabotsy 25 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Halatra vary akotry Lehilahy roa voasambotra tany Manja

Lehilahy roa no voasambotry ny polisy miasa ao Manja ny 24 aprily teo noho ny resaka fangalarana vary akotry (paddy).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Cash point tetsy 67 Ha Nalain'ilay rangahy tsimoramora ny vola 4 tapitrisa Ar

Tsy vao voalohany ity rangahy ity no nanao " Transaction" teo amin'ny cash point iray tetsy 67 ha .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Ambohipo Niharan’ny fitsaram-bahoaka ilay mpamaky trano

Lehilahy iray mpamaky trano no tratran’ny fokonolona namaky tranona mpianatra iray teny Ambohipo ny sabotsy maraina teo tamin’ny 06 ora, fotoana mbola fatorian’ireo olona sasany. Trano izay tsy nisy olona no novakiany tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Beravina Morafenobe Zandary iray matin'ny dahalo

Lavo nandritra ny fifandonana tamin'ny andian-dahalo mitam-piadiana mahery vaika ny zandary kilasy faharoa Rafanomezantsoa Andrinirina Thierry Célestin, ny zoma 17 aprily teo tokony tamin'ny 05ora sy sasany hariva,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Ambalamanasy Toamasina Mpamaky trano 5 lahy voasambotry ny zandary

Jiolahy miisa 5 amin'ireo 6 izay nanafika tokantrano iray no voasambotry ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona tao Antetezantona Fokontany Ambodisaina,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Ben’ny tanànan’Ambavahaditokana Miantso ny mpitandro ny filaminana tsy ho variana amin’ny COVID 19

Saika any amin’ny ady amin’ny coronavirus avokoa na ny COVID 19 no mitodika ankehitriny ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
FTT