- Zoma 17 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Marotandrano Mandritsara Lehilahy 3 tratra nitondra rongony 45 kg
Rongony 4 gony milanja 45 kg no saron'ny zandarimariam-pirenena tany Ambodimadiro kaominina Marotandrano distrikan'i Mandritsara, ny alin'ny 14 hifoha 15 aprily teo.
Hamaky ny tohiny