- Alarobia 06 Mey 2020
Fandriampahalemana.Vono olona tany Nosy be Voasambotra ireo mpivady nahavanon-doza
Saron’ny polisy nasionaly ao Ambilobe tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo ireo mpivady izay namono nahafaty ilay vehivavy iray tany Nosy be ary naleviny tao an-tokontaniny ihany. Rtoa Mohama Chanfiy 32 taona ,
Hamaky ny tohiny