Fandriampahalemana

Minisitry ny filaminam-bahoaka « Mariky ny fiandrianam-pirenena ny fananganan-tsaina »


  • Zoma 12 Jona 2020

Mbola betsaka ihany ireo tokantrano Malagasy tsy manangan-tsaina amin’izao. Nampahafantatra ny maha-zava-dehibe izany ny Contrôleur Générale de Police Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys Minisitry ny filaminam-bahoaka omaly, tao amin’ny Direction des Combatants Nationalistes Analakely.

Nambarany tamin’izany fa mariky ny fiandrianam-pirenena ny sainam-pirenena ka ny fanajana sy ny fananganana izany dia maneho ny fananana ny hambompom-pirenena. Tonga nitsidika ny fampirantiana ho fampahafantarana ny mombamomba ny sainam-pirenena Malagasy karakarain’ny Vaomieran’ny Sivisma eo anivon’ny Komity Teknika nasionaly mikarakara ny fanamarihana ny fetim-pirenena natao tetsy amin’ny tobin’ny Rezimanta Miaramila voalohany moa ity minisitry ny Filaminam-bahoaka ity, omaly.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT