• Alatsinainy 11 Mey 2020
Fandriampahalemana.Jilolahy mpanafika mitam-piadiana Dimy lahy Naiditra MD eny Tsiafahy

Efa niakatra fampanoavana teny amin’ny fitsarana Anosy ireo jiolahy mitam-piadiana miisa 5 lahy mpanafika tranon’olona sady mpanolana vehivavy (23 ka hatramin’ny 32 taona),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Fandriampahalemana.Ambohimanambola-Anjeva Mpamaky trano sady mpanolana 5 no voasambotra

Mijaly noho ny asan-jioalahy ireo mponina ao Ambohimanambola sy Anjevagara tao anatin’ny iray volana izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fanaovana sinto-mahery Lehilahy 4 voasambotra teny Isotry

Noho ny fitarainan’ny olona amin’ny firongatry ny sinto-mahery eny amin’ny faritra Isotry sy ny manodidina iny dia nanamafy hatrany ny ezaka amin’ny fampandriana fahalemana ny tanana ny Polisy avy ao amin’ny boriborintany fahaefatra ka namerina indray ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Fandriampahalemana.Halatra tuk tuk Lehilahy 2 voasambotra tany Toamasina

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny polisy miasa amin'ny boriborintany voalohany ao Toamasina noho ny fahaverezana Tuk tuk.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2020
Fandriampahalemana.Asan-dahalo Notifirina teo amin’ny lohany ilay raim-pianakaviana

Dahalo am-polony no indray nanafika raim-pianankaviana iray tao Tanandava Beroroha ny talata alina hifoha alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana teny Tsiadana Olona teo an-tanàna ihany no nanampy ireo olon-dratsy

Nisy fanafihan-jiolahy mitam-piadiana teny Tsiadana Ankatso ny harivan’ny 06 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT