Fandriampahalemana

Fiarovana sy fanaraha-maso Omby 2400 no nametrahana “puce”


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Fomba iray natao hamantarana manokana ny omby sy ny fihaviany ary hanarahana ny diany ny marika voaraadia na « puce électronique ».

 

 

 

 Manampy ny tompon’omby amin’ny fitadiavana ny ombiny raha very na misy mangalatra. Raha ny antontan-isa voaray dia mihoatra ny 2 400 ireo omby no nametrahana io fitaovana io mba hiarovana andian’omby eo amin’ny 250 000 ao Bongolava sy Menabe. Raha tsiahivina dia famerenana indray ny fandriam-pahalemana eo amin’ny tontolo ambanivohitra. Faritra miisa telo, Bongolava, Melaky ary Menabe, no nanombohana ny hetsika satria faritra mena amin’ny asan-dahalo. Notanterahina ny alakamisy 16 may 2019 tao amin’ny tsenan’ombin’ny kaominina Tsiroanomandidy, Faritra Bongolava, ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fametrahana ny “puce electronique » amin’ny omby.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT