Fandriampahalemana

Lehiben’ny Etamazaoron’ny tafika Nitsidika ny seranam-piaramanidina vaovao eny Ivato


  • Alarobia 24 Jona 2020

Nijery ifotony ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato omaly, ny Lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika,

 

 

 

 

 ny Jeneraly Rabenaivoarivelo Jean Claude sy ireo Lehiben'ny Etamazaoro isan-tokony ary ireo mpiara-miasa aminy. Nandray azy ireo ny Tale jeneralin'ny Orinasa Ravinala Airports Patrick Collard sy ireo mpiaramiasa aminy. Hijerena ny fomba hiarovana sy hanamafisana ny filaminana amin'ity vavahadin'ny Madagasikara ity no anton'izao fitsidihana izao.Anisan’ny andraikitry ny tafika Malagasy ny fiarovana ny seranam-piaramanidina.

RTT

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT