• Alakamisy 14 Mey 2020
Fandriampahalemana.Jiolahy nirongo basy teny Ambodivona Voaroba ny vola 7 tapitrisa ariary

Atoandro be nanahary tokony tamin` ny 12 ora sy sasany no nanafihan` ireo jiolahy miisa efatra mirongo fitaovam-piadiana tranombarotra mpivarotra kodiarana iray tetsy Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Fandriampahalemana.67 HA Tratra ilay lehilahy mpanendaka vehivavy

Lehilahy 19 taona indray no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahafito etsy 67 Ha ny alatsinainy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Fandriampahalemana.Kidnapping Votsotra i Anil Karim

Votsotra omaly takariva ilay karana Anil Karim izay nisy naka an-keriny teny Ambatobe ny 28 aprily, raha ny loharanom-baovao avy amin'ny mpitandro filaminana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Fandriampahalemana.Akamasoa Andralanitra Nampitomboina ny isan'ny polisy miasa eny

Manoloana ny fampiharana ny famehana ara-pahasalamana eto amin'ny firenena dia nidina ifotony teny amin'ny Akamasoa Andralanitra ny minisitry ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Fandriampahalemana.Ambohimanarina Nahitana moto jog pro iray mampiahiahy

Nahitan’ny mpitandro ny filaminana moto jog pro 90 iray teny Ambohimanarina Boriborintany fahaenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Fandriampahalemana.Omby 4 very tany Marofody Tany amin’ny kaominin’i Mandialaza no hita

Omby vositra 4 no very nangalarin’ny jiolahy tany amin’ny tanànan’i Marofody 50 km miala an’i Moramanga raha ho any Ambatondrazaka ny alin’ny 5 hifoha 6 mey 2020

Hamaky ny tohiny
FTT