Fandriampahalemana

Kamio norarafan’ny dahalo tifitra Olona roa indray namoy ny ainy


  • Zoma 19 Jona 2020

Olona roa no namoy ny ainy dia Randrianatoandro Roger Berthin antsoin’ny olona hoe José sy ny namany mpiara-miasa aminy noho ny fanafihana mitam-basy nitranga omaly maraina tao Fandana, Bepeha,

 

 

 Faritra Ihorombe. Kamiao mitondra mpanangom-bokatra sy entam-barotra avy any Fianarantsoa izy io no norarafan’ny dahalo tamin’ny tifitra variraraka. Norobain’ireo dahalo ny vola sy ny ankamaroan’ny entana tao anatiny. Efa miditra an-tsehatra amin’ny fikarohana ireo olon-dratsy ny mpitandro filaminana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT