Fandriampahalemana

Ikalamavony Basy vita gasy 130 no tafaverin’ny mpitandro filaminana


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Nahitam-bokany ny fanentanana ny mponina tao amin’ny Distrikan’ Ikalamavony hamerina ny basy tsy ara-dalàna eny am-pelatanany hamerenana amin’ny laoniny ny fandriampahalemana.

 

 

Basy vita gasy miisa 130 no efa tafaverina, ka ny 40 tao amin’ny « Poste Avancé » Mangidy, ny 36 tao Solila, ny 20 tao Ambatomainty, ny 18 tao amin’ny brigadin’i Fitampito ary ny 16 tao amin’ny brigady Ikalamavony. Mitohy ny fikarohana ireo basy tsy ara-dalàna. Hatreto anefa dia tena sesilany ny fanafihana mitam-piadiana eto amintsika. Maro dia maro izay basy izay tratra naverina eny amin` ny mpitandro filaminana saingy betsaka ihany koa no eny an-tanan` ny dahalo. Mbola tsy nahitam-bokany na iray aza ny fihaviany sy ny mpamatsy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT