- Sabotsy 16 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana Cash Point Lehilahy iray voatifitra teo amin'ny tendany
"Cash point" iray teny amin'ny faritra Nanisana iny no nisy nanafika omaly zoma 15 mey ka nahaverezana vola mitentina 1.900.000 Ar sy naharatràna olona iray.
Hamaky ny tohiny