Fandriampahalemana

Fenerive Est Voasambotra ireo 5 lahy mampiorohoro amin’ny flesy


  • Talata 30 Jona 2020

Jiolahy miisa 5 no voasambotry ny polisim-pirenena avy amin’iny faritra Fenerive Est iny noho ny fanaovana fikambanan-jiolahy sy halatra miaro fakian-trano ary fanendahana miaraka amin’ny fampiasana « arme blanche ».

 

 

 

 

Tsapa tato ato fa nirongatra ny asa ratsy tao an-tampon-tanàn’i Fenerive Est. Anisan’ny tranga vaovao indray ny fampiasana ny antsoina hoe « arme blanche » ka fleche no entin’izy ireo mampihorohoro olona, amin’ny alina dia manao andiany ireo jiolahy ka kendren’izy ireo ny vehivavy mitondra kitapo na poketra ary dia robainy ny vola sy ny finday. Vehivavy iray vao 19 taona mbola mpianatra monina any Mangarivotra no niharan’ny asa ratsin’izy ireo. Rehefa natao ny angom-baovao sy ny fikarohana dia miisa dimy no tratra ka ny telo dia tsy ampy taona avokoa.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT