• Zoma 12 Jona 2020
Fandriampahalemana.Minisitry ny filaminam-bahoaka « Mariky ny fiandrianam-pirenena ny fananganan-tsaina »

Mbola betsaka ihany ireo tokantrano Malagasy tsy manangan-tsaina amin’izao. Nampahafantatra ny maha-zava-dehibe izany ny Contrôleur Générale de Police Randrianarison Fanomezantsoa Rodellys Minisitry ny filaminam-bahoaka omaly, tao amin’ny Direction des Combatants Nationalistes Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Fandriampahalemana.Mpitandro filaminana manao herisetra Hosaziana izay hita porofo an-tsary

Anisan’ny miteraka resakabe ao anaty tambajotran-tserasera facebook amin’izao ny mikasika ny fihetsika tsy manaja ny zon’olombelona sy ny herisetra voalaza fa hataon’ireo mpitandro ny filaminana nalefa hiasa any Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Fandriampahalemana.Mpamily namono olona arovana olona ambony Namoahan’ny fitsarana didy fampisamborana

Namoaka didy vaovao fampisamborana sy fampidirana am-ponja ilay lehilahy voalaza fa mpanakanto nahafaty olona teny Tsarasaotra ny herinandro lasa teo ny Minisiteran’ny Fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Fandriampahalemana.Fampivoarana ny fiambenana ny fonja 20 miliara Ar ny fanampiana azon’i Madagasikara

Omaly 4 jona tetsy Antaninarenina no nanomezan’ny Masoivoho Frantsay ho amin’ny Fampandrosoana (AFD) ny famatsiam-bola mitentina 20 miliara Ar ho an’ny governemanta Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Fandriampahalemana.Fanivaivana mpitandro filaminana Naiditra am-ponja ilay mpiasam-panjakana mamo

Tsy hisafidianana tavan’olona na sarangan’olona ny fampiharana ny lalàna eto amin’ny tany sy fanjakana. Nisy lehibe-na sampandraharaham-panjakana iray miasa any Ihosy fa kosa mipetraka Ambila avaratra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Fandriampahalemana.Halatr’omby tao Ihosy Dahalo telolahy no azo sambo-belona

Omby miisa 27 no tafaverina amin’ny tompony, ny 01 kosa maty tamin'ireo omby 53 very tao amin'ny kaominina ambanivohitra Analaliry distrikan’ Ihosy ny faran'ny volana may lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT