- Alakamisy 18 Jona 2020
Fandriampahalemana.Amboasary Atsimo Mpampianatra iray maty notifirin’ny dahalo
Mpampianatra iray vao 35 taona monja no maty notifirin’ny jiolahy omaly tao kaominin’i Tsivory any amin’ny distrikan’Amboasary Atsimo. Omaly maraina tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany dia nandeha moto niaraka tamina vehivavy iray,
Hamaky ny tohiny