- Alakamisy 04 Jona 2020
Fandriampahalemana.Ady amin’ny zava-mahadomelina Olona 13 naiditra am-ponja tao anatin’ny telo volana
Nanao tatitra mikasika ny asa vitany tao anatin’ny telo volana izany hoe : nanomboka ny volana mmartsa ka hatramin’ny volana may teo ny sampan-draharaha misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina etsy Anosy.
Hamaky ny tohiny