• Zoma 29 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fiarakaretsaka Hatao nomerika ny licence manomboka izao

Hatao nomerika manomboka izao ny licence-n’ny fiara karetsaka miasa eto an-drenivohitra hialana amin’ny kolikoly sy ny tsy ara-dalàna ary maimaim-poana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Fandriampahalemana.Ambatondrazaka Gadra 4 tafaporitsaka, voatiifitra ny iray

Voafonja miisa 4 mirahalahy no tafaporitsaka ny fonjan'Ambatondrazaka omaly alarobia 27 may 2020 tokotokony tamin'ny 12 ora sy sasany atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Fandriampahalemana.Tsy fandriampahalemana any Amboasary Atsimo Tsy mahomby ny tetikasa hampiaran'ny governemanta

Nahitsy dia nahitsy ny fanamarihana nentin'ny solombavambahoakan'i Madagasikara voafidy tany amin'ny distrikan'Amboasary Atsimo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Fandriampahalemana.Ankirihiry Toamasina Tratra ilay lehilahy mpanolana

Lehilahy iray, 40 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao Toamasina ny zoma 22 mey 2020 teo rehefa avy nanolana zazavavikely vao valo taona monja tao an-tranony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Fandriampahalemana.Toeram-panofanana alika mpitsongo dia Nahazo fitaovana maro

Notoloran'ny Jeneraly Bama Marima kaomandin'ireo vondron-kery voatokana "Commandement des Formations Spécialisées (CFS)"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fianakaviana iray ao Ambatolampy Fanintelony voatafiky ny dahalo tao anatin’ny 3 taona

Velon-taraina ireo vahoaka ao amin’ny Fokontanin’Antsiravàna, Faritra Mampihamba V, Distrikan’ Ambatolampy.

Hamaky ny tohiny
FTT