- Alarobia 24 Jona 2020
Fandriampahalemana.Betroka Mpamily iray sy ny zanany lahy lavon’ ny jiolahy
Mpamily iray 50 taona sy ny zanany lahy mbola 19 taona monja no maty novonoin’ny jiolahy efa-dahy. Hihazo aty Antananarivo izy mianaka mpitatitra tantely sy “baie rose” raha niala tany Taolagnaro.
Hamaky ny tohiny