Fandriampahalemana

Sakafy - Amboasary Atsimo Votsotra ilay zazalahy kely nataon’ny dahalo takalon’aina


  • Talata 01 Septambra 2020

Azo teny am-pelatanan'ny dahalo afak’omaly ilay zazalahy kely iray manodidina ny 7 taona nataon’ny dahalo takalon'aina niaraka tamin’ny omby miisa 124

 

 

nangalariny tao Sakafia any amin'ny kaominina ambanivohitra Marotsiraky distrikan'Amboasary Atsimo. Noho ny fahaiza-manao nasehon'ireo miaramila ao amin'ny ZRPS ALPHA 1 no nahazoana izao vokatra izao hoy ny loharanom-baovao. Salama tsara moa ity zazalahy kely ity ary efa tafaverina soa aman-tsara eo anilan’ny fianakaviany na dia reraka sy niaina horohoron-tsaina nandritra ny ora maromaro aza.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT