- Talata 30 Jona 2020
Fandriampahalemana.Fenerive Est Voasambotra ireo 5 lahy mampiorohoro amin’ny flesy
Jiolahy miisa 5 no voasambotry ny polisim-pirenena avy amin’iny faritra Fenerive Est iny noho ny fanaovana fikambanan-jiolahy sy halatra miaro fakian-trano ary fanendahana miaraka amin’ny fampiasana « arme blanche ».
Hamaky ny tohiny