Fandriampahalemana

Marolambo Tonga handevina vao hita fa vaky ny fasana


  • Zoma 28 Aogositra 2020

Nitrangana vaky fasana tao Marolambo. Tsy fantatra ny fotoana namakian’ny olon-dratsy ilay fasana fa raha tonga handevina ny fianakaviana

 

tompom-pasana ny alarobia teo vao hita fa vaky ny fasana. Ankona izay nahita, ny fahoriana tamin’ny nahafantesan’ny havana atrehina nefa ny fasana nisy namaky ihany koa. Nanokatra fanadihadiana ny zandary, hikarohana ireo olon-dratsy.

 

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT