Fandriampahalemana

Jeneraly Ravalomanana Richard Fiarovan-tena matoa mampiasa basy ny mpitandro ny filaminana


  • Alakamisy 27 Aogositra 2020

"Matetika dia ireo jiolahy no mitifitra mialoha, ary mamaly tifitra ny mpitandro filaminana (Zandary, Tafika, Pôlisy),

 

 entina miaro tena sy hiarovana ny vahoaka sy ny fananany, fa tsy sanatria hoe tsy mitandro ny zon'olombelona na fitia te-hamono. Fampaherezana no andrasana ho azy ireo fa tsy tsikera sy fanakiviana", hoy ny Jeneraly Ravalomanana Richard Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria raha nanazava ny fahalavoan'ireo gadra maro nitsoaka tao amin'ny fonjan'i Farafangana sy ireo dahalo lavo tany Miandrivazo ny tenany. Raha tsiahivina mantsy dia nisy ireo tsy nankasitraka ity fitifirana gadra nitranga tao Farafangana tamin’ny faran’ny herinandro teo ity.

 

Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT