Fandriampahalemana

Halatra miaro herisetra Lehilahy roa no natolotra ny fitsa rana


  • Alarobia 02 Septambra 2020

Lehilahy miisa roa no nosamborin’ny polisy ao Toamasina, omaly 01 Septambra sy tamin’ny 31 Aogositra lasa teo.

 

 Nanatanteraka halatra miaro herisetra ireo raha ny fantatra. Ohatra amin’ireny ny fanendahana sady niaro fandratrana olona….. Tao Mahasoa Toamasina II tokony ho tamin’ny 05 ora maraina omaly ny iray no tratra. Mbola misy naman’izy ireo iray tafaporitsaka izay mbola karohina amin’izao fotoana izao. Natolotra ny fitsarana omaly 01 Septambra ihany izy ireo.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT