• Alakamisy 02 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Ambatondrazaka Zaza tsy ampy taona 6 tratra namaky trano

Ravan’ny Polisy ireo andian-jiolahy mpamaky trano tao Ambatondrazaka. Ankizy tsy ampy taona miisa enina, manodidina ny 06 ka hatramin'ny 14 taona,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Roalahy saika hanondrana rongony Nalefa naka saina eny am-ponja

Naiditra am-ponja ireo lehilahy miisa roa nahatrarana rongony miisa 25 gony (375 kg) tao Fianarantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Fandriampahalemana.ANDAPA Vehivavy 7 no nisy namono tao anatin’ny sivy volana

Tovovavy iray efa tsy nisy fofon’aina intsony indray omaly no hita faty tany amin’ny distrikan’Andapa, Faritra SAVA.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Saika alefa aty Antananarivo Rongony 25 gony no tratra tany Ambalavao

Tratra tany Ambalavao Roalahy no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina tao Fianarantsoa saika hanondrana rongony marobe tao anaty gony hankaty Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Anjanahary Nalefa eny am-ponja ireo roalahy tratra nitondra antsy

Ny alin’ny 26 jona teo tokony ho tamin’ny 7ora, nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy teny Anjanahary dia nahita lehilahy roa nijorojoro izy ireo. Tsikaritr’iretsy voalohany fa misy antsy any amin’ny iray amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Halatra moto Lehilahy miisa 4 no voasambotra tao Toamasina

Lehilahy miisa 04 no voasambotry ny Polisim-pirenena avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina ny alatsinainy faha 29 jona 2020 tao amin’ny fokontany Tanambao Verrerie noho ny resaka halatra moto.

Hamaky ny tohiny
FTT