Fandriampahalemana

Ambanilalana Itaosy Vely vy tao amin’ny lohany no nahafaty ilay rangahy


  • Talata 01 Septambra 2020

Lasa faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana Itaosy. Taorian’ilay vehivavy iray nisy nanendaka ary nandratra tamin’ny antsy ny tarehy dia teny Ambaniala indray no nisy lasibatra omaly.

 

 

 

 Raim-pianakaviana iray handeha hamonjy asa no nisy nanendaka teny akaikin'ny fiangonana FJKM Ambanilalana. Novelesin’ilay olon-dratsy tamin'ny vy maranitra ny lohany rehefa azony izay notadiaviny ka namoy ny ainy teo noho eo. Nezahina nentina teny amin’ny hopitaly ihany moa ity raim-pianakaviana ity saingy noho ny fahaverezan-dra be loatra taminy dia teny an-dalana ihany izy dia efa namoy ny ainy.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT