- Alatsinainy 06 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Amboditsiry Tratra ireo mpanendaka mpambotry fiaraha-monina
Mpianatra iray hamonjy fodiana no nendahina mpanendaka miisa 03 teny Amboditsiry ka lasa tamin'izany ny finday niaraka tamin’ny valizy izay nisy antontan-taratasy maro mahakasika ny fianarany sy vatsy izay nomen’ny Ray aman-dreniny azy.
Hamaky ny tohiny