Fandriampahalemana

Fenoarivo Atsinanana Tratra nangalatra solosaina ilay tovovavy


  • Alakamisy 10 Septambra 2020

Tovovavy iray, 26 taona no nangalatra solosaina iray nipetraka teo akaikin’ny solosaina nanaovany facebook tany Fenoarivo Atsinanana ny alatsinainy lasa teo.

 

Tsy nisy nahita ny tovovavy nandritra izany ka nilamin-tsaina ery. Tsy voafafany anefa ny kaontiny facebook nipetraka tao amin’ilay solosaina nampiasainy ka novakiana fotsiny izany. Io kaontiny io no nentin’ny tompon’ilay cyber sy ny mpitandro ny filaminana nitady azy. Ny talata lasa teo ihany dia tratra tao Sahavola ny anaovavy. Fantatra tamin’izany fa olona tsy mipetraka ao Fenoarivo Atsinanana ny anaovavy fa manao trano roa ka indraindray eto Antananarivo, indraindray any Foulpinte. Efa noraisin’ny mpitandro ny filaminana an-tanana ny raharaha.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT