• Talata 06 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Filaminam-bahoaka Nahazo biraon'ny fitaleavam-paritra i Tolagnaro

Notokanana omaly ny biraon'ny fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka ao Tolagnaro, ka ny Filoham-pirenena, ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Governoran’ny Faritra Anosy no nitarika ny lanonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Ambatomiady Antanifotsy Tratra ilay tovolahy nangalatra moto

Tovolahy iray vao 21 taona monja monina ao Antambohomena Kaominina Ambatomiady distrikan’Antanifotsy no nangalatra moto marika Fosti ny volana febroary lasa teo tany Ambohitompoina kaominina iray ao amin’ny distrikan’ Antanifotsy ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana mpivarotra Fahana Telma 1.000 isa no tratra tany amin’ireo jiolahy

Jiolahy miisa efatra no vaoasambotry ny polisy miasa ao amin'ny UIR Tolagnaro ao Besonjo 30 septambra 2020 lasa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Toamasina Mian-dahy miam-bavy ny halatra Tuc Tuc

Vehivavy ny iray amin’ireo mpangalatra tuc tuc saron’ny polisy miasa ao Toamasina renivohitra. Tao Mangarivotra Atsimo no tratra izy ireo ny 29 septambra lasa teo.Vehivavy ny iray amin’ireo mpangalatra tuc tuc saron’ny polisy miasa ao Toamasina renivohitra. Tao Mangarivotra Atsimo no tratra izy ireo ny 29 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fitanana basy sy fikasana hanafika Lehilahy iray no tratra tany Maroantsetra

Lehilahy iray no tratra noho ny fitazonana basy vita gasy tsy nahazoana alalana tany amin’ny distrikan’i Maroantsetra ny 29 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fanoherana ny herisetra Nanao diabe ireo mpitondra moto ao Maintirano

Mpitondra moto iray no namoy ny ainy, dimy hafa naratra mafy vokatry ny fanakanan-dalana nataon'ny dahalo tany amin’ny kaominina ambanivohitra Analakinapa Disitrikan’i Maintirano afak’omaly alarobia.

Hamaky ny tohiny
FTT