Fandriampahalemana

Famonoana an’i Ameralli Danile Alibay Tsy afa-po tamin’ny didy nivoaka ireo vady aman-janany


  • Alakamisy 01 Oktobra 2020

Tsy afa-po tamin’ny didy nivoaka mikasika ny famonoana an’ilay tera-tany karana Ameralli Danile Alibay ireo vady aman-janany.

 

 

Marary ny aina misaraka hoy ny mpisolovava azy ireo ka tokony alefa any amin’ny toerana sahaza azy mihitsy ireo nahavanon-doza izay notsindriany manokana fa tsy nisy nifandraisany tamin’ity Raim-pianakaviana izay novonoiny tamin’ny fomba feno habibiana ity. Raha tsiahivina kely ny tantara dia efa-dahy izy ireo no tratra ny datin’ny 25 Septambra lasa teo ka tera-tany vahiny ny iray. Ity farany izay tompona trano fiambenana iray raha mpiasany tao ihany izy telo mirahalahy izay nirahiny nanao ity asa ratsy ity. Teny Ambohijatovo no tratra ny iray tamin’izy ireo ka nanondro ireo namany hafa. Efa nalefa any Tsiafahy moa izy telolahy raha arahin’ny fitsarana maso akaiky kosa ilay iray.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT