• Alakamisy 13 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana teny Anosipatrana Vehivavy vao tera-bao no tompon’antoka

Taorian'ilay fandrobàna ilay vola be, 36 tapitrisa Ar ana mpamatsy kisoa iray nitranga teny Anosipatrana, ny 05 aogositra teo dia olona telo no naiditra am-ponja vonjimaika rehefa avy niatrika ny fampanoavana .

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Andapa Lehilahy iray tratra saika hanondrana rongony

Lehilahy iray nitondra rongony no saron’ny polisy teo amin’ny sakana Ambahinkarabo Andapa , Faritra SAVA ny 11 aogositra teo tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Fiarovana ny marefo Nataon’ilay Polisy vavy tsy nahahetsika ilay mpanendaka

Ramatoa iray nitondra finday no lasibatry ny mpanendaka tao akaikin'ny Sacré Coeur Beryl Rose Toamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Ambararata Soavinandriana Telo mianaka novelesin’ny jiolahy tamin’ny kobay

asan-jiolahy tao Ambararata Soavinandriana Itasy ny alin'ny 11 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Faritra Itasy Hametraka paikady iadiana amin` ny halatr’omby

Miverina manjaka ny halatra omby eto Madagasikara ary maro dia maro ny fitarainana momba izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Boriborintany faha 4 Manafika tranona mpitandro filaminana ny tontakely

Very fanahy mbola velona toy ny valala voatango ny mponin’ny boriborintany faha 4, hoy ny solombavambahoaka ao an-toerana, Emilien Ramboasalama, satria fokontany miisa 6 izao tao anatin’ny tapa-bolana no nandalovan’ny mpamaky trano sy mpamono olona. Sahy manafika tranona mpitandro filaminana ireo tontakely.

Hamaky ny tohiny
FTT