Fandriampahalemana

Toamasina Nataon’ny fokonolona borety ilay mpangalatra


  • Alakamisy 01 Oktobra 2020

Tovolahy iray no tratra namaky trano tao Mangarano II, Toamasina omaly. Nandritra ny fandehanan’ny tompon-trano nandeha niantsena no nanararaotra

 

 

nanao izany asa ratsy izany ity tovolahy ity. Tsikaritry ny manodidina tampoka anefa izany ka raikitra ny fisamborana ary dia azo soamantsara ny tovolahy. Nosazian’ny fokonolona nampanaovina borety ny tovolahy taorian’izany niazo ny toerana tokony hitandrona azy. Notazonina ny tongony roa raha ny tananny roa kosa no nampandehanina tamin’ny tany.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT