• Alatsinainy 16 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Vaky trano teny Antanetibe Ilafy Nentin’ireo jiolahy hatramin’ny sakafo

Tokantrano iray no indray notafihina jiolahy miisa 7 teny Antanetibe Ilafy ny Zoma alina nifoha Sabotsy lasa teo tokony ho tamin’ny 11 ora sy 40 minitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Ambohimanarina Nidoboka eny Antanimora ireo mpamaky fiara

Lehilahy miisa roa 44 sy 48 taona no tra-tehaka teny Ambohimanarina teo am-pamakiana fiara sy naka ireo kojakoja (auto-radio, pièces hafa) tao anatiny ny faran’ny herinandro teo .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Faritra Betsiboka Nidinan’ny minisitry ny filaminam-bahoaka ifotony

Taorian'ny fidinana ifotony nataon'ny tale jeneralin'ny polisim-pirenena tany amin'ny faritra Melaky sy Menabe iny dia nitsidika ny faritra Betsiboka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Fanafihan-dahalo tany Anahidrano Fokonolona 3 naratra, iray nisy namira tamin’ny antsy

Nitrangana fanafihan-dahalo tao Antatatra, Kaominina Anahidrano, Distrikan' Antsohihy afak’omaly Alarobia 04 Aogositra nifoha omaly Alakamisy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Asan-dahalo sy fanadiovana omby halatra Olona 6 nidoboka am-ponja vonjimaika

Olona telo nahiditra am-ponja noho ny fanadiovana omby halatra tany Mandoto. Miady mafy amin'ny asan-dahalo ny zandary ao Mandoto ary mikaroka hatrany ambony latabatra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Moto very narahina fitakiana vola be Olona ambony roa natao famotorana

Olona roa ambony voalaza fa miasa amina andrim-panjakana iray eto amin'ny firenena no natao famotorana teny anivon’ny sampana ady heloka bevava eny Fiadanana

Hamaky ny tohiny
FTT