• Alakamisy 19 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Jeneraly Rakotondrazaka Andry no komandy ambony vaovao

Noraisina nandritra ny filankevitry ny Minisitra omaly 18 aogositra ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha-2018-294 tamin'ny 04 aprily 2018 ary manendry ny Général de Division Rakotondrazaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Hentitra ny SEG vaovao “Esory aho rehefa tsy mahomby na dia 1 volana aza”

« Rehefa hay dia atao tsara, rehefa tsy hay dia anontanio”.Mamintina ny foto-pisainana sy ny fomba fiasan’ny Jeneraly Gellé Richard

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Ambodin’Isotry Mitsindrona rongony ireo mpamaky trano

Lehilahy miisa 4 nikasa hamaky trano teny amin’iny faritry ny EPP Ambodin’Isotry iny no saron’ny mpitandro ny filaminana nanao fanamiana sivily ny 14 aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Ambohipo Tovolahy iray nahatrarana rongony 30 fonosana

Tovolahy iray indray no tratra nitondra rongony an-tsokosoko teny Ambohipo ny 14 Aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Anatihazo Isotry Mpanendaka roalahy indray no tratra

Mpanendaka roalahy indray no saron’ny polisy teny Anatihazo Isotry rehefa avy nanendaka. Ny 12 aogositra lasa teo raha tsiahivina dia naharay fitarainana avy amina Ramatoa iray ny Polisy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Fisolokiana « huile essentielle de vanille » Efa-dahy no tratra, an-tapitrisany ny vola efa azon’izy ireo

Efa misy tambazotra mpisoloky « huile essentielle de vanille » ihany koa eto amintsika. Mody misy miseho ho tambanivohitra ny iray mitondra ilay menaka hosoka ka manatona olona izay ho fandrihany.

Hamaky ny tohiny
FTT