Fandriampahalemana

Faritra Betsiboka Nidinan’ny minisitry ny filaminam-bahoaka ifotony


  • Zoma 06 Aogositra 2021

Taorian'ny fidinana ifotony nataon'ny tale jeneralin'ny polisim-pirenena tany amin'ny faritra Melaky sy Menabe iny dia nitsidika ny faritra Betsiboka

 

 indray ny Minisitry ny filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police, Randrianarison Fanomezantsoa, araka ny fampitam-baovao omaly. Nijanona tao Maevatanana ny tenany. Tonga nitsena azy ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny tao an-tanàna ary nisy ny dinika natao tao amin'ny hotely iray any an-toerana mahakasika ny fametrahana ny fandriampahalemana maharitra amin'iny faritra iny. Torian'izay dia nanohy ny diany hihazo an'Antsohihy indray ny Minisitra sy ireo delegasionina miaraka aminy, hoy hatrany ny voalaza.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT