• Alatsinainy 06 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Vehivavy miisa 2 avy any Antsirabe Tonga nangaro-paosy tao Ambositra

Vehivavy miisa 2 no tra-tehaky ny polisy monisipaly tao Ambositra ny tolakandron’ny sabotsy teo. Araka ny nambaran’izy ireo dia avy any Antsirabe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Septambra 2021
Fandriampahalemana.Fifanjevoana tany Fianarantsoa Jiolahy 3 maty, 5 azo sambo-belona

Lavon’ny OMC ao Fianarantsoa ireo jiolahy raindahiny miisa 3 fantatra fa nanao asa ratsy namoizana ain’olona. Omaly tokony ho tamin’ny 5ora hariva

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Andranomanalina Nosavoritahan’ny mpanendaka efa-dahy ilay ramatoa

Ramatoa iray 24 taona avy niasa no nendahana lehilahy miisa 04 teny amin'ny Vorodamba omaly ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.ALASORA Zandary sandoka 2 nanendaka mpampiaraka maro

Mahare vaovao hatrany zana-tobim-paritry ny Zandarimariam-pirenena eny Alasora fa misy jiolahy miisa roa izay mitonona ho mpitandro filaminana manendaka izay mpifankatia sendra mampiaraka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Zandarimariam-pirenena Hatsaraina ny fomba fiasa, hoy ny SEG vaovao

Ho tohin'ny fanendrena tao amin'ny filan-kevitry ny Minisitra ny Alarobia lasa teo dia notontosaina omaly alatsinainy 23 aogositra ny famindram-pitantanana teo amin'ny Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Aogositra 2021
Fandriampahalemana.Fakana an-keriny zazalahy kely Tratra ilay rangahy nitaky 4 tapitrisa Ar

Tratra tao Antsohihy omaly alarobia 18 aogositra ilay rangahy nitaky vola 4 tapitrisa Ar ho takalon'ilay zaza lahy 7 taona nalainy an-keriny tao amin'ny Fokontany Andranomena,

Hamaky ny tohiny
FTT