- Talata 18 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Anosibe Nifoka rongony no sady nandratra olona izy roalahy
Lehilahy roa no voasambotry ny polisin'ny boriborintany fahadimy ny 16 Aogositra lasa teo teny Anosibe Rond point tokony ho tamin'ny 9ora alina. Tratra nifoka rongony izy ireo ka olona nivoaka ny elakelan-trano avy teo akaikin'ny Supermaki no nahatsikaritra izany.
Hamaky ny tohiny
